Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Desambra, 2012

15 Desambra 2012

Lasan'i Afganistana Ny Amboaran'ny Firenena Mpanao Kolikoly Indrindra

Afghanistan no heverina ho ny firenena faran'izay mpanao kolikoly indrindra eto an-tany tao anatin'ny fanadihadiana isan-taona nataon'ny mpanaramaso ny kolikoly eran-tany. Niteraka andianà famoriam-bahoaka hanoherana ny kolikoly nanerana ity firenena rotiky ny ady ity ny famoahana ilay fanadihadiana. Tao Bamyan, ireo mpikatroka mafàna fo avy amin'ny fiarahamonina sivily ao amin'ny...

11 Desambra 2012

Misy Manafika Ny Iraka Diplaomatikan'i Iran

Notafihan'ny Iraniana sy ny Afghana noho ny antony samihafa, tao anatin'ny herinandro vitsivitsy izay, ny iraka diplaomatikan'i Iran manerantany.