Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Marsa, 2019
Tsy misy hetsika manohitra ny fanamelohana ilay mpisera Afgana ho faty

Mpianatra ho mpanao gazety tao amin'ny Oniversiten'i Balk ao Mazar-i Sharif i Sayed Parwez Kambakhsh. Nolazaina fa nandika tahaka lahatsoratra iray avy ao amin'ny tranonkala Iraniana nitsikera ny toeran'ny finoana Islamo momba ny fihetsika manoloana ny vehivavy izy, ary nilaza ny eritreriny manokana momba izany - tahaka ny fanaon'ny bilaogera.