Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Desambra, 2018

31 Desambra 2018

Ejipta: Nidal Hassan – Mpitsabo Aretin-tsaina sa Marary Saina?

Mpitsabo aretin-tsaina ao amin'ny tafika Amerikana izay teratany Arabo ny Major Nidal Hassan izay nanao ilay fitifirana faobe tao Fort Hood tao Texas, namonoany miaramila 12 ary olontsotra iray. Miatrika fiampangana mikasika vonoolona nokasaina izy ankehitriny. ''Mpitsabo Aretin-tsaina sa Marary Saina?'', hoy ireo blaogera Ejiptiana manontany.

17 Desambra 2018

Afghanistana: Antsafa niarahana tamin'i Baktash Siawash, bilaogera sady mpanao gazety

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Antsafa momba ny sivana, ny fampitam-baovao ary ny bilaogy ao Afghanistana miaraka amin'ilay bilaogera sady mpanao gazety Baktash Siawash ity manaraka ity. Nanoratra ho an'ny gazetiboky maro i Baktash anisan'izany ny WashingtonPrism. F: Mba ampahafantaro anay ny momba anao sy...

15 Desambra 2018

Nandrehitra ny fifandirana ara-poko tao Afghanistana ny vaovao faikany sy ny fanodikodinam-baovao

"Faikany ity sary nivezivezy ity raha ny marina. An'i Wakil Kohsar ny sary ary nalaina tamin'ny taona 2016, 2 taona lasa izay."

14 Desambra 2018

Fanehoan-kevitra avy amin'ireo bilaogera Afghana momba ny “diarin'ny ady” tao amin'ny Wikileaks

Toa tsy dia henoheno taorian'ny tatitra miaramila tafaporitsaka nivoaka tao amin'ny Wikileaks ireo bilaogera nanoratra tamin'ny teny Dari. Ireto ny fanehoan-kevitra nataon'ireo bilaogera Afghana roa.

12 Desambra 2018

Nanomboka ny Global Voices amin'ny teny Persiana

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomboka tamin'ny fomba ofisialy ihany ny Global Voices amin'ny teny Persiana. Tamin'ny volana Jona 2007 no nanombohany ny fandikanteny voalohany ary efa nanomboka nivoaka tao amin'ny tranonkala vitsivitsy ireo fandikan-teny sasany, anisan'izany ilay iray malaza, Gooya.com ary Digg,Balatarin Iraniana ....

03 Desambra 2018

India: Injeniera novonoina tany Afghanistana

(Marihina fa tamin'ny volana May 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Fampahatsiahivana mampihetsi-po tamin'ny fomba maha-saropady ny toe-draharaha ho an'ireo Indiana miasa ao amin'ity firenena ity ny famonoan'ny milisy Taliban tany Afghanistana an'ilay injeniera Indiana, Suryanarayana.  Nangataka ny Indianina rehetra mba hiala any Afghanistan ny Taliban nandritra ny fe-potoana voafaritra raha toa...

01 Desambra 2018

Bitsika Afghana: ny Hamas, ny Demokrasia ary ny Sariitatra

Miresaka momba ny fandresen'ny antoko Hamas tamin'ny fifidianana sy ny tsy fahavononan'i Afghanistana handray ny demokrasia ary ny hatezerana manoloana ny sariitatra maneho an'i Mahommet nivoaka tanatina gazety Danoà ireo bilaogera.