(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Ity lahatsoratra ity dia nesorina noho ny fangatahan'ilay bilaogera Afghana voakasik'izany, satria nisy ny vaovao nanova tanteraka ny tantara . Toy izao manaraka izao ny votoatin'ny lahatsoratra:
Nahazo fandrahonana ho faty i “Sohrab Kabuli“, bilaogera Afghana sady mpandresy tamin'ny Loka Bilaogin'ny Fahafahana amin'ny bilaogy miteny Farsi, Shared Pains . (Azonao vakiana eto ny antsafa niarahana taminy momba ny bilaoginy sy ny fiantraikan'izany .)
Nanamarika ny loharanom-baovaon'ny fandrahonana tsy araka ny tokony ho izy ny fampahalalam-baovao tany am-boalohany .