Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Febroary, 2018
Tsy Ampy Hametrahan'ny Governora Fialàna Fotsiny Izay Fangatahan'ny Filoha Ao Afghanistan
"Manana governora roa i Balkh (amin'izao fotoana izao)... Ny iray mitantana ny faritany tahaka ny mpanjaka, ary tsy mety miala. Tsy mahazo ny toerany kosa ny mpandimby azy."
Lahatsoratra Mikasika Ny Jurassic : Hadalàna Nataon'Ilay Ministra Afghana Niretaka Ahiahy Momba ny “Fahamendrehana”
"Malahelo aho mahita ny Mpitondra ao amin'ny Governemanta Fampiraisam-Pirenena miresaka ny fahaizana mitantana kanefa izy ireo aza manendry minisitra iray tsy ampy fanabeazana fototra."
Nahilik'i Aostralia ary Nomelohina Higadra ao Indonesia, Manohitra ny Fiainana Tsy Antany Tsy Amparafara Ny Mpitsoa-ponenana
Nanameloka ity "Vahaolana Indoneziana" ity ireo fikambanana tsy miankina Aostraliana, milaza fa mandoa vola "an-jatony tapitrisa dolara ho an'i Jakarta ny governemantany mba hanagadrana sy hametrahana ireo mpangataka fialokalofana. Mamela ireo mpifindra monina mba hotazonina hatramin'ny 10 taona tsy misy fandinihana ara-pitsarana ny lalàna Indoneziana.
Voadona Mafy I Afghanistan Noho Ireo Fanafihana Roa Nahafaty Olona Tao Anatin'ny Herinandro Latsaka
Nitondra vaovao mampalahelo mahazatra ho an'i Afganistana ny volana Janoary taorian'ny fanafihana roa nifanesy namely ny olom-pirenena ao amin'ity firenena Aziatika Atsimo ity.