Lahatsoratra farany an'i nirinandrea tamin'ny Desambra, 2018
Ampangain'Ilay Mpandimby Azy Ho Mpanao Kolikoly Ny Filoha Angole Teo Aloha José Eduardo dos Santos
Nilaza i João Lourenço nandritra ny resadresaka nifanaovany tamin'ny gazety Portiogey fa foana ny tahirim-bolam-panjakana tamin'ny fotoana nandraisany ny toerany ny taona 2017.
Manameloka Ny Polisy Soedoà Ny Manampahefana Ao Beijing Noho Ny Fanalam-Baraka Ireo Shinoa Mpizaha Tany, Saingy Misy lafiny Iray Hafa Ihany Koa Amin'Ilay Tantara
"Naniry ny hampiasa ity tranga ity mba hampihetsehana ny hambompom-pirenena hanerena ny governemanta Soedoà ny Ministeran'ny Raharaham-bahiny. Saingy fantatry ny mponina anaty aterineto tsara ....ny marina sy ny lainga."
Niteraka Onjam-baovao Tsy Marim-pototra Maro Ny Fitsoahan'Ilay Lehilahy Makedoniana Nanana Ny Maha Izy Azy Nankany Hongria
Raha ny resaka mandeha any amin'ny tontolon'ny filazambaovao ao Balkàna no hinoana, nitsoaka taminà sidina an'ilay zotram-piaramanidina iray izay efa nikatona ny taona 2012 i Nikola Grueski .