Faniry Nicole · Aogositra, 2020

Lahatsoratra farany an'i Faniry Nicole tamin'ny Aogositra, 2020

RV Newsletter : mandinika ny politika, ny fomba fanao, ary ny zava-misy marina mikasika ireo vaovao disoina ny Digital Citizen Summit

Rising Voices

Ny taratasim-pifandraisan'ny Rising Voices dia manome rohy mitondra ho amin'ireo fahafahana sy loharanom-pahalalàna mifandraika amin'ny fampiatiana nomerika, anisan'izany ny fahafahana miditra sy mampifanaraka ireo fitaovana nomerika, hatramin'ireo fomba isankarazany azon'ny vondrompiarahamonina atao mba handraisany anjara feno amin'ny fiainana anaty tambajotra.

28 Aogositra 2020