Lahatsoratra farany an'i nirinandrea tamin'ny Aogositra, 2013
Navoaka Ny Fonja i Amina, Mafana Fo Toniziana Ao Amin'ny FEMEN
Namoaka didy famotsorana an'ilay mafana fo Amina Sboui vao 19 taona ny fitsarana Toniziana, mafana fo iray ao amin'ilay fikambanam-behivavy Okraniana mpanao hetsi-panoherana FEMEN. Ankehitriny mirona any amin'i Jabeur Mejri, izay nigadra noho ny fanaovana sarimiaina an'ilay Mpaminany Muhammed.