Lahatsoratra farany an'i nirinandrea tamin'ny Desambra, 2019
Tsy azo antoka ny ho avin'ireo mpitady fialokalofana ao Sri Lanka
Tokony handray haingana fanapahankevitra ireo manampahefana mba hiantohana ny fiarovana, ny haja sy ny zon'ireo mpitsoaponenana ary ireo mpitady fialokalofana, amin'ny fiantohana ny fitonian-dry zareo sy ny hananan'izy ireo fepetram-piainana mifanaraka amin'ny maha olombelona azy
Iza no hakan'ireo manampahaizana ao Tiorkmenistàna tàhaka ?
Inona no afaka ambaran'io fahafehezana fiteny maro momba ny fahitan''ireo manampahaizana ao Tiorkministana ny toerana misy ilay firenana eto amin'izao tontolo izao izao ? Ary inona no azon'izy ireo lazaina amin'izao tontolo izao amin'ireo traikefa vaovaon-dry zareo amin'ny fahaizana fiteny maro ireo?
Mampisy fifandraisana ny tany lavitra andriana ao Tanzania
An-dàlana izao ny tetikasa santatra Internet lite tohanan'i Norveziàna ao Tanzania, ary ny tanjona dia ny handrakotra ireo vohitra lavitra.. Ny fametrahana tetikasa santatra any ambanivohitr'i Afrika atsimon'i Saharà no tanjona voalohany, izay natokana hanaparitahana ny torohay ara-pahasalamana sy ara-panabeazana