Lahatsoratra farany an'i Faniry Nicole tamin'ny Jona, 2019
Lok Sabha 2019 ao India : Valin'ny fifidianana taorian'ny dingana naharitra herinandro
Nankao amin'ny Twitter ny olona hnamoaka ny zavatra novinavinainy mialoha. Maro no naka ny vokatry ny fitsapankevitra teo am-pivoahana ny birao ary nanomboka niarahaba an'i Narendra Modi tamin'ny fendresena azony
Torohevitra isankerinandro ho anao momba ny fanoratana: : Aza atao tsinontsinona ny fandalinana ataon'ny governemanta Shinoa amin'ny fanehoankevitry ny daholobe ety anaty aterineto

Miaraka amin'ny maso mamakafaka lalina sy fikarohana vitsivitsy mba hamenoana ireo banga, nilaza i Oiwan fa mety ilaina ireny tatitra ireny hahafahana manoratra momba habaky ny tranonkala sosialy izay tena voasivana be tokoa ao Shina
Tatitry ny Mpisera : Ny fomba nanampian'ny WhatsApp (sy ny 3 tapitrisa dolara) an'i Jair Bolsonaro tao Brezila mba hahazo fandresena

Manome topimaso iraisampirenena momba ireo fanamby, ireo fandresena, ary ireo fironana vao misandratra eo amin'ny lafiny zo nomerika maneran-tany ny Netizen Report (Tatitry ny Mpisera) ato amin'ny Global Voices Advox
Fifantenana ireo mpandray anjara amin'Ilay Atrikasa PCPRC “Fahaizana mamaky sy manoratra ny media ary Fanoherana ny fandrebirebena”

Vao avy nandefa antso ho fifantenana ny antotan-taratasin'ireo handray anjara amin'ilay atrikasa “Media Literacy and Resisting Manipulation” atao ho an'ny tanora tao Sarajevo, Bosnia sy Herzegovina (BiH) ny 25 – 29 Oktobra, 2014 ny Post-Conflict Research Center (PCRC). Totoafo ny valinteny azon-dry zareo avy amin'ny toerana samihafa ao amin'ny firenena
Ity herinandro ity tao amin'ny bilaogy Palestiniana : Oran-dohataona
Hetsi-panoherana am-pilaminana hafa nivadika ho korontana ny herinandron'ny 11 Aogositra...nitifitra mpanao fihetsiketsehana tamin'ny bala fingotra sy baomba mankarenina ireo miaramila Israeliana. Nitatitra ny International Solitary Movement hoe efatra ambinifolo ny olona naratra, nisy Israeliana iray mpikatroka mafana fo . Ny Bethlehem Bloggers no nahazo fampitam-baovao voalohany avy amin'ilay mafana fo Jenny Digi