Lahatsoratra farany an'i nirinandrea tamin'ny Septambra, 2018
“Minisitera Vaovao Ao Frantsa Hisahana Ny Fitiavan-Tanindrazana Sy Ny Fandroahana
Tsy tian'ilay Blaogera miteny Frantsay "Et Si Nous Parlions" mihitsy ilay Ministera vaovao napetraky ny Filoha Nicolas Sarkozy hisahana ny Fifindramonina, ny Fampidirana, ny maripamantarana ny firenena, ary ny fiaraha-mivoatra. Ka aleony antsoina hoe "Ministeran'ny Fitiavan-tanindrazana sy ny Fandroahana"" (Fr).