Lahatsoratra farany an'i Faniry Nicole tamin'ny Janoary, 2018
Maraoka, Israely ary Palestina : Tantara Iray Tsy Manam-paharoa
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny May 2008) - 60 taona lasa izay, nanombohan'i Nakba sy fitakian'i Israely ny fahaleovantenany lasa nanana fifandraisana mahaliana i Israely sy Maraoka. Talohan'ny nananganana ny fanjakana Israeliàna, nanana mponina Jiosy maro, no sady nihanaka be i Maraoka. Ireto misy hevitra vitsivitsy avy amin'ireo blaogera Maraokanina momba izany, amin'izao faha 60 taona nahazoan'i Israely ny fahaleovantenany izao.
Israely : Hanukkah, Fetiben'ny Hazavàna Sy Ady Ara-Kolontsaina
Fety iray isan'ny tena ankamamian'ny Jiosy nandritra ny fotoana rehetra ary manana lanja ara-tantara raha resaka mifandray amin'ny lafiny ara-kolontsaiana sy ny maha-izy an-dry zareo Israeliàna ny Hanukkah, Ny Hanukkah no fahatsiarovana ny fandresen'ireo Israelita taloha ny Grika tamina ady izay niseho ny taona 165 talohan'i Jesoa Kristy. Tsy ady faritra na harena ilay ady, fa resaka ady amin'ny fahafahana; ny zo hanana fironam-pivavahana sy hanaraka ny finoana Jiosy. Gilad Lotan mampiseho antsika ny fitohizan'ny ady mandraka ankehitriny.
Kyrgyzstana : Fotoana Iray Mihisatra
Ny volana May mazàna dia fiavian'ny fotoam-pialantsasatra ao Kyrgyzstan.
Mampaneno Ny Taona Vaovao Ao Japana Miaraka Amin'ny Trondro Vao Nojonoina
Tena zava-dehibe amin'ny fankalazàna ny taombaovao ao Japana ny trondro sy ny haza andranomasina. Indreto misy sary vitsivitsy mikasika ny tsena fivarotana trondro.
Kambodza : Teknolojia Fampahafantarana Ny Tsirairay aka Atrikasa Fidirana Tranokala
Miha maro ireo Kambodziana voasariky ny fanoratana bilaogy tamin'ny alalan'ireo atrikasa nokarakaraina teny amin'ny Oniversiten'i Phnom Penh, renivohitr'i Kambodza