Faniry Nicole · Aogositra, 2018

Lahatsoratra farany an'i Faniry Nicole tamin'ny Aogositra, 2018

Thaïlandy : Songkran Mainty

(2009) Songkran, ny fetin'ny taombaovao Thaï, izay ankalazaina ny 13 ka hatramin'ny 15 Aprily dia matetika no fotoana iray feno fifaliambe ao Thaïlandy. Antsoina hoe "Songkran mainty" ny Songkran amin'ity taona ity nanomboka tamin'ny nisian'ilay fifandonana teo amin'ny miaramila sy ireo mpanao hetsipanoherana ny fitondrana ankehitriny. Roa ireo mpanao fihetsiketsehana no maty, ary an-jatony ireo naratra nandritra ilay fifandonana teny amin'ny lalamben'i Bangkok.

19 Aogositra 2018