Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manerana ny firenena, ny kolontsaina ary ny fiteny..
Tsy hoe mamoaka lahatsoratra fotsiny izahay mba hahazo ‘kitika’ na hanarahana fironam-baovao fa ataonay izany satria tianay hatrany mba hisy fiantraikany erantany ny asa mafy ataonay.
Araka izany dia fomba iray fandrefesana ilaina ny fomba famalin'ireo mpamaky ny tantara sy ny asa fandikàna ataonay. Koa ndeha hojerentsika hoe iza avy ireo mpamaky ary inona no nahasarika ny sainy nandritra ny herinandron'ny 26 Febroary hatramin'ny 4 Martsa 2018.
Aiza eto amin'izao tontolo izao ireo mpamaky Global Voices?
Tamin'ny herinadro lasa, mpamaky avy amin'ny firenena miisa 204 no voasarik'ireo tantara sy asa fandikana nataonay! Ireto ireo firenena 20 mitana laharana voalohany tato anatin'ny tranonkala rehetra an'ny Global Voices:
1. Etazonia
2. Brezila
3. Frantsa
4. Meksika
5. Japàna
6. Espaina
7. Kolombia
8. Alemaina
9. Fanjakana Britanika
10. Filpina
11. Italia
12. India
13. Taiwan
14. Kanadà
15. Rosia
16. Però
17. Bangladesh
18. Arzantina
19. Indoneszia
20. Ekoatora
Saingy sombiny kely amin'ny fahasamihafàn'ireo mpamaky anay ihany ireo. ‘Ndao ho ampiasaintsika ny True Random Number Generator avy amin'ny Random.org ary hojerentsika ireo firenena hafa vitsivitsy ao anatin'ny lisitra:
106. Shina
76. Irlandy
129. Martinika
33. Polonina
184. Repoblika Afrika Afovoany
Global Voices amin'ny teny anglisy
Ao amin'ny tranonkala amin'ny teny Anglisy no ahitana voalohany ny ankamaroan'ireo votoaty mivoaka ato amin'ny Global Voices. Ireto ny tantara dimy voalohany be mpamaky indrindra tamin'ny herinandro lasa teo:
1. “Stop Bombing Syria!” Berlin Protest Demands Immediate Ceasefire in Ghouta and Afrin
2. “Do Others Know We Exist?”: A Nurse’s Testimony from Syria’s Besieged Eastern Ghouta
3. A Sudanese Village Arts Festival Looks Back to the Future
4. All of the Soviet Union’s Academy Award-Winning Films Are Legally and Freely Available Online
5. A Suicide Mentality, on the Precipice of War in Northeast Asia
Global Voices Lingua
Ny Lingua dia tetikasa iray mandika ireo tantara ato amin'ny Global Voices ho amin'ireo fiteny hafa ankoatra ny Anglisy. Misy eo amin'ny 30 eo ireo tranonkala Lingua mavitrika. Ireto ambany ireto ireo tantara na asa fandikàna be mpamaky indrindra tany amin'ireo tranonkalan'ny fiteny mavitrika tsirairay avy tamin'ny herinandro lasa .
Arabo
- “ميتةً سريعة فلتكن!” شهادة أوس المبارك، طبيب أسنان من الغوطة الشرقية المحاصرة (“‘Mba Ho Fahafatesana Malaky!’ Fijoroana Vavolombelona Nataon'i Aous Al Mubarak, Mpitsabo Nify Ao Ghouta Atsinanana”)
Aymara
- Kirguistán markanx k'añaskunakan chijir puriw utjatapatax iwijanak qharirapxi ukhamat waxt'anchañataki (“Ondry Iray Natao Sorona Mba Hanakanana Ny Lozam-pifamoivoizana Mateti-pitranga Ao Kyrgyzstan)
Bangla
- নেলসন ম্যান্ডেলার ১৭টি জ্ঞানগর্ভ উক্তি যা সকলের পাঠ করা উচিৎ (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny 2013)
Bolgara
- Филмът “Мъгла над Сребреница” и оцелелите при едно от най-големите кланета в Европа (“Sarimihetsika “Zavon'i Srebrenica” Mampiseho Ireo Olona Sisa Niangana Tamin'ny Vono Olona Mahatsiravina Indrindra Tao Eoropa)
Shinoa (notsotsorina)
- 一名身穿「『习』特勒」T恤的中国活动人士被捕失踪 (“Tsy Hita Nanjavonana Tao Amin'ny Nitazonana Azy Ilay Shinoa Mpikatroka Nanao T-Shirt ‘Xitler’)
Shinoa (nentim-paharazana)
- 一名來自敘利亞東部圍城「烏塔」的護理師:「有人知道我們的存在、我們在這個地下室裡活著嗎?」(“‘Fantatr'izy ireo ve hoe misy isika?': Fijoroana Vavolombelona Nataonà Mpanampy Mpitsabo Tao Ghouta Atsinanana Tratry Ny Fahirano tao Siria”)
Tseky
- Proč se stal z palmového oleje takový problém — a co s tím můžeme dělat? (“Nahoana ny Menaka Voanio no Lasa Olana Be Tahaka Izany? Ary Inona no Azontsika Atao Momba An'io?” nivoaka voalohany tamin'ny 2015)
Holandey
- Gratis kinderboeken online in 61 talen (“Boky Maimaimpoana Ho An'ny Ankizy, Amin'ny Fiteny Miisa 61 Ety Anaty Serasera ,” nivoaka voalohany tamin'ny 2012)
Esperanto
- Renkontiĝo kun Ara Malikian, la kosmopolito kun violono (“Ara Malikian, Mpitety Vazantany Sy Mpitendry Lokanga,” nivoaka voalohany tamin'ny 2017)
Farsi
- فیلمی که تجارت سکس کودکان را در ماداگاسکار افشا کرده است. (“Madagasikara : Lahatasary mitatitra ny fanolanana ireo zaza tsy ampy taona,” nivoaka voalohany tamin'ny 2013)
Frantsay
- Nelson Mandela : 17 citations à se remémorer pour apprécier sa sagesse (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny 2013)
Alemàna
- Iran hebt Tausende Todesurteile im Zusammenhang mit Drogen auf (“Naaton'i Iràna Ireo Fanamelohana Ho Faty An'arivony Mifandraika Amin'ny Zava-mahadomelina Taorian'Ireo Taona Maro Nisoloana Vava Ny Zon'Olombelona”)
Grika
- Τα παιδιά θύματα της κρίσης στη Συρία: Πώς μπορείτε να βοηθήσετε (“Krizin'ny Ankizy Ao Syria: Ahoana Ny Fomba Hanampianao,” nivoaka voalohany tamin'ny 2013)
Hindi
- पुरानी जापानी पुस्तकों में मिले रहस्यमयी बुकमार्क्स आपको चौंका देंगे (“Ny Maripejy Tsy Mahazatra, Mifono Misitery Indraindray Hita Ao Anatin'ireo Boky Tranainy Ao Japana,” nivoaka voalohany tamin'ny 2017)
Hongroà
- 17 Nelson Mandela-idézet, melyet érdemes ismerni (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny 2013)
Italiàna
- #ThemToo: le ex detenute siriane raccontano gli stupri subiti nelle carceri del regime (“#ThemToo: Vehivavy Siriana Mitantara Ny Fanolanana Any Aminireo Fonjam-Panjakàna”)
Japoney
- マダガスカル:ちょっと聞きにくい8つの質問にお答えします (“Zavatra 8 Tianao Ho Fantatra Momba An'i Madagasikara Saingy Tsy Sahinao Nanontaniana,” nivoaka voalohany tamin'ny 2014)
Koreàna
- 일본에서의 #MeToo 운동 도입 (“Fampidirana ny #MeToo tao Japàna”)
Kiorda
- ‘ئافرەتی ئاسک : کۆکراوەی بەرھەمی ھونەری ‘ تیشک دەخاتە سەر توندوتیژی دژی ئافرەتە رەسەنەکانی ئەمریکای باکور (“‘Ikala Serfa: Amboara Iray Voafantina’ Manazava ny Herisetra Manjo Ireo Vehivavy Teratany ao Amerika Avaratra”, nivoaka voalohany tamin'yìny 2017)
Makedoniàna
- „Дали останатите знаат дека постоиме?“ – Сведоштво на една медицинска сестра од опсадената источна Гута во Сирија (“‘‘Fantatr'izy ireo ve hoe misy isika?': Fijoroana Vavolombelona Nataonà Mpanampy Mpitsabo Tao Ghouta Atsinanana Tratry Ny Fahirano tao Siria”)
Malagasy
- Dôsie Tafaporitsaka Mampiseho Fa Sary Miboridana No Takalon'ny Vola Indramin'ny Tovovavy Ao Shina (“A Major Leak Exposes How Chinese Loan Sharks Make Female Debtors Take Nude Selfies,” nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Nepali
- इजिप्शियन प्रतिमाहरूमार्फत बुक अफ एक्सोडसमा रहेको पितृसत्ता खोतल्दै नीना पेइलेको फिल्म सेडर म्यासोकिज्म (“Amin'ny Alàlan'ny Fanetsehana Ireo Sampy Ejiptiàna, Tetezin'ilay Sarimihetsika “Seder-Masoshism” Novokarin'i Nina Paley ny Momba ny Fanjakan'ny Zokiolona ao Anatin'ny Bokin'ny Eksodosy”)
Poloney
- 8 pytań o Madagaskar, których nie ośmielisz się zadać (“Zavatra 8 Tianao Ho Fantatra Momba An'i Madagasikara Saingy Tsy Sahinao Nanontaniana,” nivoaka voalohany tamin'ny 2014)
Portiogey
- Brasil: Escravidão Contemporânea e Propostas de Combate (“Brezila: Fanandevozana Moderina Sy Sosokevitra Hiadiana Amin'io Fomba Fanao io” nivoaka voalohany tamin'ny 2012)
Punjabi
- “ਕੀ ਹੋਰਾਂ ਨੂੰ ਸਾਡੀ ਹੋਂਦ ਬਾਰੇ ਪਤਾ ਹੈ?”: ਸੀਰੀਆ ਦੇ ਘਿਰੇ ਹੋਏ ਇਲਾਕੇ ਪੂਰਬੀ ਗੂਤਾ ਤੋਂ ਇੱਕ ਨਰਸ ਦਾ ਹਲਫ਼ੀਆ ਬਿਆਨ (“‘Fantatr'izy ireo ve hoe misy isika?': Fijoroana Vavolombelona Nataonà Mpanampy Mpitsabo Tao Ghouta Atsinanana Tratry Ny Fahirano tao Siria”)
Romaniàna
- 14 filme interzise în Iran din 2007 (“Sarimihetsika 14 Voaraàra Ao Iràna Hatramin'ny2007″ nivoaka voalohany tamin'ny 2015)
Rosiàna
- 10 африканских блюд, которые каждый должен попробовать (“Sakafo 10 Avy Any Afrika Atsimoin'i Sahara, Tokony Ho Andraman'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny 2014)
Serba
- Ljudi iza skrivenih kamera u moskovskim javnim toaletima i žena koja uzvraća udarac (“Ilay Lehilahy Tomponantoka Tamin'ireo Fakantsary Miafina Tany anaty Trano Fidiovana ary Ilay Vehivavy Namnaly Bontana,” nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Espaniola
- 10 palabras que usas a diario que no sabías que eran de origen quechua (“Teny Folo Fampiasa Andavanandro Amin'ny Teny Espaniola Sy Anglisy Avy Amin'ny Quechua,” nivoaka voalohany tamin'ny 2015)
Tiorka
- Katarlıyım ve Evleneceğim Kişiye Karar Verebilmek İstiyorum (“Qatari Aho, ary Te Hanana Fahafahana Hanapa-kevitra Amin'izay Tiako Hovadiana,” nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Urdu
- افغانستان کی ان دیکھی تصاویر (“Mizara Saripika Mbola tsy Hitanao Mihitsy Mikasika An'i Afganistana,” nivoaka voalohany tamin'ny 2012)