Tantara mikasika ny Mali tamin'ny Jona, 2012
Mali : Vely Karavasy No Entina Mampihatra Ny Charia Any Avaratr'i Mali
Tsy ela akory izay, ny tana-maherin'i Ansar Eddine sy ny fametrahana ny Charia any Avaratr'i Mali dia niseho tamin'ny endrika namoa-doza tao Tombouctou. Mpivady niteraka iray ivelan'ny fanambadiana ara-dalàna no voaheloka hahazo vely karavasy 100 tsirairay avy, eny imasom-bahoaka. .Nahatohina Maliana maro ilay lahatsary fanatanterahana didy, izy ireo izay naneho...
Afrika : Ny Tantara “Adino” Momba Ilay Kaontinanta
Mifanohitra amin'izay nambaran'ny filoha frantsay teo aloha, Sarkozy, momba ny toerana tànan'ny lehilahy afrikana ao anatin'ny tantara tao anatin'ny kabariny tany Dakar, Ny tantaran'ny kaontinanta afrikana dia rakotra sivilizasiona manan-karena sy olona manana ny maha-izy azy. Saingy io tantara io dia mazàna no tsinontsinoavina tafahoatra na tsy fantatra mihitsy. Ireto...
Ny Fivoaran'ny Fiahiana Ara-tsosialy Aty Afrika
Mbola an-dàlana tanteraka ny fametrahana rafitra fiahiana ara-tsosialy ho an'ny ankamaroan'ny firenena aty Afrika. Samy nifidy rafitra iray manokana mifanaraka amin'ny kolotsainy ny governemanta afrikana tsirairay, izay azo lazaina ho nahomby amin'ny ampahany ihany, saingy ny rehetra dia miara-mahatsapa ny filàna ny fiarovana, na faran'izay kely aza, ho an'ireo tena...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...