Tantara mikasika ny Mali tamin'ny Jolay, 2018
Antomotra ny Fifidianana ao Mali, Maivana ny Tombana Ho An'ny Fepotoam-piasàna Voalohany Nitondràn'i Ibrahim Boubacar Keïta
Zon'ireo Maliàna ny manontany tena momba izay tena niafaran'ireo vola an-davitrisa notapahan'ny tao amin'ny antenimieram-pirenena homena ny tafika [ho fiatrehana ny loza mitatao ateraky ny djihadista]
Vohitra Ségou : Fahendrena Anatin'ny Ohabolana Bambara

Rihitra itambaran'ireo fahendrena iraisan'ny maro ireo ohabolana bambara, ilay teny ampiasain'ny maro sy takatry ny rehetra ao amin'ny firenena, ary indrindra fa ao amin'ny faritr'i Ségou toerana anofanan'ny tetikasa Ségou Villages Connection ireo olona ao am-bohitra mba hahafehy ny fikirakiràna ny aterineto. Hita any anaty Twitter sy bilaogy ihany koa ireny ohabolana ireny.