Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Mali tamin'ny Febroary, 2012

Sahel: Manamafy ny Vahohony Any Amin'ny Faritra Ny Boko Haram Sy Ny AQMI

Am-bolana maro izao ireo silamo "intégristes" ara-pivavahana (mpifikitra amin'ny fomba nahazatra hatrizay) no nanamafy ny adin'izy ireo amin'ny mponina sy ny repoblika federaly ao Nizeria sady manandrana manitatra ny faritra iasan'izy ireo mankany amin'ireo firenena hafa any Sahel. Miteraka fandalinana ireny fanafihana ireny, sy fijerena akaiky ary fanehoan-kevitra eny anivon'ny...

Afrika: Mitodika Amin'i Afrika Andrefana Ny Jirobe Noho ny Dingana Manasa-dalana Amin'ny CAN 2012

Mitarika fibitahana tsara tany Afrika Andrefana ny dingana manasa-dalana tamin'ny CAN 2012, satria telo tamin'ny ekipa efatra mbola nifaninana no avy tao amin'ity faritra ity. Mitatitra izany lalao izany i Francois-Xavier Ada-Affana.