Tantara mikasika ny Mali tamin'ny Septambra, 2012
Mali: Azo Sakanana Ve Ny AQMI?
Tahaka ny manjavona miaraka amin'ny fotoana mandeha ny vahaolana ho an'ny fifandirana ao Mali. Efa ho dimy volana izao no nisaraka ho roa io firenena io. Mitrandraka ny toe-draharaha marina ao Sahel i Julie Owono.