Tantara mikasika ny Mali tamin'ny Novambra, 2016
Ahoana no Fomba Hiarovana ny Fomba Nentin-drazana sy Hampitàna Izany Amin'ireo Tanora Maliàna Amin'ny Alalan'ny Aterineto

"Ny tanjona tratrarinay dia ny hitahiry sy hampiroborobo ireo lovan'ny kolontsaina manankarenan'ny maliàna, ny teny, ny hita maso sy ny tsy hita amin'ny alàlan'ny Teknolojia Vaovaon'ny Fampitambaovao sy ny Fifandraisana"