Tantara mikasika ny Mali tamin'ny Avrily, 2013
Ao An-Tokantrano No Miainga Ny Fampandrosoana Maharitra Rehefa Midangana ny Vidim-Piainana
Notendrena hitatitra mivantana amin'ny bilaogy mandritra ny Forum Manerantany momba ny Fampandrosoana OCDE ao Paris ny 4 sy 5 Avrily 2013 ny bilaogeran'ny Global Voices. Ho fitarihana mialoha ny fihaonana, namoaka lahatsoratra momba ny fampandrosoana ny ekipanay hanaovana lohahevitra ho fikarajiana an-tserasera isan-kerinandro ao amin'ny Habakany (#OECDgfd) Raha sahirana amin'ny trosa...
Ireo Fototry Ny Olana Ankehitriny Ao Amin'ny Repoblikan'i Centrafrique
Raha nanambara fidirany tao Bangui renivohitra ireo ireo mpihoko avy amin'ny Séléka io sabotsy 23/03 io, ary nangataka fivoriana maika ao amin'ny ONU ny governemanta frantsay, ndeha hoezahantsika takarina ny antony ahafahana nilaza fa efa voavinavina ny hampandamoka ny fifanarahana tao Libreville.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...