Tantara mikasika ny Mali tamin'ny Oktobra, 2017
‘Miteraka Olana Iray lehibe Ho Anao Ny Famoronan-kira Miresaka Fanavakavaham-bolonkoditra’
Hira miresaka fanoherana no tena manjàka ao anatin'ny rakikira faramparan'ny tarika Songhoy Blues "Fanoherana." Ny tarika dia avy any Mali ary miresaka olana momba ny fanavakavaham-bolonkoditra sy mandrisika ny olona ho mavitribitrika.