Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2013

Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Jona, 2013

Voaroaka Ny Ministra Ao Kazakh Nohon'ny Fanakianan'ny Mponina Anaty Aterineto Ilay Drafitra Fisotroan-dronono

Nahatonga fanehoan-kevitra tsy fahita firy teo amin'ireo olona efa eo an-dalàn'ny taonan'ny fisotroan-dronono ao Kazakhstan ilay fanentanana haneho hevitra tao amin'ny Facebook, niompana tamin'ilay fikasan'ny governemanta hanova ny lalàna mikasika ny fisotroan-dronono izay tsy nakany ny hevitry ny mponina akory. Niongana ilay Minisitry ny Raharaha Sosialy ao amin'ny Repoblika taorian'ilay...