Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Jona, 2011
Kazakhstan: Sisintany an-tserasera iniana atsangana
Nahita zavatra hafahafa ny mpisera Kazakhstani tamin'ny fiandohan'ity herinandro ity. Hita manko vao haingana izay fa mivadika ho azy mankany amin'ny Google.com miaty teny Kazakh ny tokotaniny ny Google.kz.