Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Avrily, 2019
Kazakhstan: Miresaka momba ny toekarena ireo bilaogera nosakanana
Na dia mbola tsy azo hidirana amin'ny alalan'ny telecom nasionaly mpanao ampihimamba Kazakhtelecom aza ny LiveJournal, sehatra famahanam-bilaogy lehibe ao amin'ny sehatra post-Sovietika, anisan'izany i Kazakhstan, dia mbola mahita fomba hanehoana ny heviny an-tserasera ny mpientanentana amin'ny aterineto.