Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Avrily, 2016
‘Ady’ Malalaka Nifanaovan'ny Kazakhs Roalahy Tanaty Fefy
Matevina noho ny rano ny rà , ary zava-dehibe noho ny loka vola.
Hitondra Fahasahiranana Ho An'olona Maro Ao Kazakhstan Ny Facebook
"Niantefan'ny tsikera i Kazakhstan... noho ilay faritan'ireo mpisolovava mpiaro zo ho toy ny onitra tafahoatra momba ny fanalàm-baraka, matetika miantefa any amin'ireo mpanao gazety."