Manamafy ny hidim-baravarana amin'ny fahalalahan'ny media i Ozbekistan sy i KazakhstanLasa sakana isan'andro amin'ny asa fanaovan-gazety ny fandraràna, ny fitsikilovana ary ny sivana.Mpanoratra Paolo SorbelloNandika Raveloaritiana Mamisoa09 Desambra 2021