Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2017

Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Marsa, 2017

30 Marsa 2017

Mpanao Didy Jadona ve ny Filohampirenena ao Kazakhstan? Ianao no Mandidy.

Ny Tetezana - The Bridge

Tao anatina tafatafa vao haingana niarahany tamina mpanao gazety voafantina, nisahirana nanazava ny antony tsy mbola mampifanaraka foana ny fiarahamonina Aziatika amin'ny demokrasia i Nazarbayev.

28 Marsa 2017

Uber, ilay Goavana Ao Silicon Valley, Voarirotry ny Tantara Ratsin'ny Seza Hazo

"Uber. Fa tena kaondrana tanteraka ve ianareo e? Toy izao ve no endriky ny fanombohana fandraharahana Kaliforniana iray?"

03 Marsa 2017

Kyrghyzistan, Toeram-Pilaminana ho an'ny Mpanangom-baovao ao Azia Afovoany

"Tsy miraharaha sisintany aho ; monina ao Kyrghyzistan aho fa mahasahana an'i Azia Afovoany iray manontolo ny tatitra ataoko."