Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Janoary, 2019
Tsy afaka nidirana ny Livejournal tany Kazakhstan

Tsy afa-niditra tamin'ny sehatra famahanana bilaogy malaza sady tambajotra sosialy Livejournal.com ireo mpisera aterineto Kazakh . Bilaogera Kazakh vitsivitsy avy ao amin'ny Livejournal ihany no afaka miditra amin'ny alalan'ireo mpanome tolotra aterineto madinika na amin'ny alalan'ny fampiasana ny proxy. Azo nidirana anefa ny Livejournal.ru .
Nakaton'i Kazakhstan ireo tranonkalan'ny mpanohitra

Tamin'ny 18 Oktobra 2007, nakaton'i Kazakhstan ny fidirana amin'ny tranonkala mahaleotena maromaro mba hanakanana ny fampahalalam-baovaon'ny mpanohitra lehibe, anisan'izany ny kub.kz, geo.kz, zonakz.net sy ny inkar.info.
Fitsidihana ny tontolon'ny bilaogy alakamisy – jona 2005
Satria niteraka tabataba manerantany ny famoretana ataon'ny governemanta ao Zimbaboe antsoina hoe "Operation Restore Order (Hetsika Fametrahana Filaminana)", dia manoritsoritra ny zavatra toy ny "nijery ny endriky ny ratsy" i Sokwanele.