Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2017

Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Avrily, 2017

25 Avrily 2017

Fanovana Abidia Fanodikodinan-tsaina Ao Kazakhstan

Mihevitra ny mpitarika menavazana ao Kazakhstan fa laharam-pahamehana ny fidirana amin'ny abidia Latina izay efa nokasaina hatry ny ela. Te-hahafantatra ny anton'izany ny mpisera media sosialy ao amin'ny firenena

07 Avrily 2017

Miverina Amin'ny Firaisana Sovietika? Lazain'ny Mpitsikera fa Mametraka ny Fanjakana ho Ambonin'ny Zo ny Volavolan-Dalàna Vaovao ao Kazakhstan

Nihozongozona ny media sosialy tao Kazakhstan noho ny volavolan-dalàna mety ahazoan'ny Kazakh sazy an-tranomaizina mandra-pahafaty, sazy ho faty na fanesorana ny maha olom-pirenena noho ny "fanohintohinana ny fitoniam-pirenena sy ny tombontsoam-pirenena lehibe eo amin'ny fanjakana sy ny fiarahamonina".