Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Mey, 2018
Tafahoatra ny fisamboran'i Kazakhstan an'ireo mpanohana an'ilay mpanefoefo Ablyazov
Manomboka amin'ny fandrahonana izay mitondra baolina manga hatramin'ny fisamborana any amin'ireo firenena mpifanolo-bodirindrina, mitombo kokoa ny fanenjehana no sady miharatsy kokoa.
Kazakhstan: Adin'ny Media
Tsy te-hahita tantara ratsy hafa ifandonana amin'ny mpanao gazety ireo manampahefana, nefa tsy liana loatra koa amin'ny fandefasana ireo zavatra manaratsy ny governemanta sy ny filoha
Kazakhstan: Resahan'ny Tontolon'ny Bilaogy ny Olana Momba ny Fiteny
...fomba iray atao mba hamelomana amin'ny fomba artifisialy ireo asa fanontàna efa miala aina ara-toekarena avy amin'ny fanjakàna, izay efa miendrika kolikoly miafina manjaka sahady eny anivon'ny toerana fampianarana ankizy.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...