Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Desambra, 2019
Any amin'ny kilaometatra maro no misy ny Ebola, any Kazakhstan no msy mpahay siansa mampanantena vaksiny
Tsy mbola nisy tranganà Ebola voarakitra tao Azia Afovoany. Raha misoroka ny fihinanana akondro ny ao amin'ny firenena iray ao amin'ny faritra, ny mpahay siansa ao amin'ny iray hafa kosa mikaroka vaksiny.