Tantara mikasika ny Kazakhstan tamin'ny Oktobra, 2018
Kazakhstan: Nanomboka ny blaoginy ny Praiminisitra
Tamin'ny 9 janoary teo, nampahafantarin'ny Biraon'ny Gazetim-panjakana fa nanokatra ny blaoginy manokana, na toa ofisialy ihany aza, i Karim Masimov, Praiminisitr'i Kazakhstan.
Kazakhstan: Mankany amin'ny fanjavonan'ireo banky tsy miankina ?
Tato ho ato, nitrangàna zavatra maro mahalasa saina tany amin'ireo banky kazakh sy ny vidin'ny petrabola kazakh. Nampirodana ny sandan'ny petrabolan'ny banky telo ny famoahana vaovao mampiady hevitra sy tsy nisy fotony, ary niteraka ny fandraisana ho fananam-panjakana ireo banky roa lehibe tsy miankina.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...