Tantara mikasika ny Sendikà tamin'ny Oktobra, 2017
Barhain: Toy Ny Adidy Nasionaly Ny Fampirafesana
Raha maro ireo mitady asa ao Bahrain, Silly Bahraini Girl [Ang], kosa izay monina ao Kanadà amin'izao fotoana izao, tsy mahandry ny fotoana hodiany an-tanindrazana hanaovana fitsidihana iray, satria tsy mila manao na inona na inona intsony izy.
Jamaika: Vetivety Dia Mahazo Dolara Amin'ny Fanatsarana Ghetto
Naka sary ireto zatovovavy ireto i Ria Bacon tamin'ny Desambra 2006 tao amin'ny Lalàna Barbican tany Kingston, Jamaika. Araka ny fanazavany tao amin'ny bilaoginy hoe:.......
Milentika Anaty Fotaka Hatreny An-tenda Ireo Tantsaha Ao Rajasthan India Hanoherana Ny Fakana Tany Ankeriny
"Tsy mangataka tombontsoa na mitaky fiantrana ireo tantsaha , fa mitaky ny tena zony marina izy ireo."
Mampametra-panontaniana Ilay Fifanarahana Ara-Bola 20 Lavitrisa Dolara Amerikana Nifanaovan'i Shina Sy Ginea
"Miroaroa saina ny gineana ary marina ny azy! Satria tsy mivadika ho fanatsaràna ny fiainany andavanandro izany"
Manondrana Infirmiera Ho An'Izao Tontolo Izao I Filipina
Ny infirmeria no diplaomam-pampianarana malaza indrindra any Filipina ankehitriny. Mpanampy mpitsabo avy any Filipina maherin'ny 100.000 no nandao ny firenena mba hitady lalana tsara kokoa.