Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Sendikà tamin'ny Aogositra, 2017

22 Aogositra 2017

Arabia Saodita: Tena Ilaina Ve Ny Mpanampy An-trano?

Ho an'ny olona maro monina ao amin'ny Helodrano, anisan'ny ara-dalàna amin'ny fiainana andavanandro ny mampiasa mpanampy an-trano. Niatrika fitsikerana ny bilaogera Saodiana iray izay tsy mankasitraka izany .

03 Aogositra 2017

Mikatsaka Ny Hamerina Hamaritra ny Atao Hoe Fianakaviana i Romania

Ny Tetezana - The Bridge

Fa araky ny fisehon'ny fitombon'ny isan'ny ankizy nilaozan'ireo ray aman-dreniny hiasa any ivelany, no hamerenan'ny tsindry ara-toekarena sahady ireo fitsipika.

02 Aogositra 2017

Shina: Polisy Sy Mpitondra Bisikileta (Na/Sy Môtô)

(Marihina fa tamin'ny desambra 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra tamin'ny teny anglisy) Guangzhou, tanàna fahatelo lehibe indrindra ao Shina, ora vitsivitsy avaratr'i Hong Kong, no tanàna lehibe farany hanaisotra ny moto ao aminy, ampiharina manomboka ny 1 janoary 2007, ho hetsika iadiana amin'ny fandotoana, ny fitohanan'ny fifamoivoizana ary, ny zava-dehibe kokoa, ny haavon'ny heloka...

Ekoadaoro: Vondrona Ara-tsosialy Manao Dia Be Ho Fankalazana ny Andron'ny Asa

Toy ny firenena maro manerana izao tontolo izao, nankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Mpiasa rehefa 1 May ny Ekoadoriana. Lasa andro ara-tantara iray nitoloman'ny mpiasa rehetra manerana ny firenena hanànana fepetram-piasàna tsaratsara kokoa, na efa natao ho andro tsy fiasana tamin'ny fomba ofisialy aza izany tao amin'ny firenena tamin'ny...