Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2010

Tantara mikasika ny Sendikà tamin'ny Jolay, 2010

22 Jolay 2010

Iran: Nakatona ho an'ny raharaha ireo tsena satria mbola mitohy ireo fitokonan'ny mpivarotra

Niditra tamin'ny herinandro faharoa amin'ny fitokonana anoherana ny fiakaran'ny hetra ireo mpivarotra ao amin'ny tsenaben'i Teheran . Olon-tsotra maro mpampita vaovao no mitatitra izany tranga izany raha toa kosa ka mangina sy miezaka ny tsy miraharaha ny iray amin'ireo fitokonana lehibe indrindra tao anatin'ny 30 taona farany izao, ny haino...

17 Jolay 2010

Filipina: Fanavakavahana mihatra amin'ireo Filipiana any amin'ny Tobim-pitsaboan'i Baltimore

Mpiasa Filipana efatra ao amin'ny Bon Secours Baltimore Health System any an-tanànan'i Baltimore no voaroaka tamin'ny asany tsy ela akory izay, noho ny fampiasàna teny Filipiana nandritra ny ora fisakafoanana. Mizara ny heviny momba io olana io ireo mpitoraka blaogy.

14 Jolay 2010

Indonezia: Rehefa ny vehivavy no mifehy ny fampiasam-bolany

Resadresaka Hanatsarana ny Tany

Resaka nandeha avy hatrany mikasika ny fitantanana orinasa sahanin'ny vehivavy, ny fahazotoana sy ny fampiasam-bola miaraka amin'ireo mpiara-miasa ao amin'ny serasera anaty aterineto Resadresaka Hanatsarana ny Tany, mizara ohatra avy any Indonezia i Carolina.