Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Sendikà tamin'ny Novambra, 2018

Kambodza: Fimailo tsy maintsy ampiasaina ary famoretana manoloana ny fivarotantena

Nampiasa ny Aterineto mba hampahafantarana ny toe-piainany sy ny ady atrehany hitakiana ny zony ireo kambodziana mpivarotena.

Nampitroatra ny Indoneziana sy nampihenjana ny fifandraisana ara-diplomatika ny fanamelohana ho faty  ilay mpiasa mpila ravinahitra tany Arabia Saodita vao haingana 

Araka ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny any Indonezia, farafahakeliny Indonezianina  miisa 103 no voaheloka ho faty tao Arabia Saodita teo anelanelan'ny taona 2011 ka hatramin'ny taona 2018.

Navadiky ny Fandaharan'ny Fahitalavitra Japoney Ho Fialamboly Ny Fandraofana sy Fandroahana Mpifindramonina

"Tsy misy fijerena lalina, tsy misy akory fanadihadiana na dia bitika aza ary miaraka amin'ny sarintsarinà fialamboly tandrametaka, "ity" no fandaharana amin'ny fahitalavitra ratsy indrindra ao Japana ankehitriny. Zavatra mahasanganehana manerantany izany.