Tantara mikasika ny Sendikà tamin'ny Novambra, 2017
Shina, Guatanamo Bay sy Vaovao Hafa
Nalaza tamin'ity herinandro ity ny raharaham-paritra sy iraisam-pirenena niaraka tamin'ireo vondrona bilaogera maroloko ao Bahrain sy any ivelany!
Ejypta: Fahombiazana
Tsy teny siantifika fotsiny ampiasain'ny Injeniera Mekanika ny teny hoe fahombiazana . Nanapa-kevitra hampihatra izany eo anivon'ny fiarahamonina ihany koa ilay Ejiptiana bilaogera Ahmed Tharwat (Ya Marakby).
Rosia: “Fanavakavahana”
Tsy vitan'ny vola na ny fotoana ihany vao afaka amboarina ny solosainao indraindray ao Moskoa fa ilaina ihany koa ny endrikao ivelany, ny faharetanao ary ny hafanam-ponao manokana . Nitatitra ilay mpisera LJ kmaka tamin'ny resadresaka vao haingana niarahana tamin'ny solontenan'ny sampan-draharaha fanohanana ara-teknika.
Sahanina Any Ivelany Ny Ady Ao Iraka sy Afghanistan
Ny asa amin'ny foibem-piantsoana (call center) no asa irian'reo tanora marobe nahazo diplaoma ao Filipiana satria tsara karama. Nahazo 1,12 miliara dolara tamin'ny fidiram-bola ny indostrian'ny BPO ao Filipina ary nampiasa olona maherin'ny 112.000 tamin'ny herintaona.