Tantara mikasika ny Sendikà tamin'ny Janoary, 2017
Pikantsarin'ireo Mpifindra-monina Mpanao Biriky Amoron-drano Ao Myanmar
Amin'ny tranga sasany, miasa miaraka amin'ny fianakaviany ireo zaza vao dimy taona raha tokony hilalao na hianatra any an-tsekoly izy ireo.
Tsara sy Eo Ho Eo ihany, Izay Niova Tao Rosia Ny 1 Janoary 2017
Tsara na ratsy, ireo fiovàna ho hita eo amin'ny fiainana andavanadron'ny Rosiana ho entin'ny fomban-drazan'ny 1 Janoary amin'ny fepetra fanaovana lalàna.
Mandroaka Sendikalista iray Malaza i Libanona, Mitsapa Ny Fanapahankevitr'ireo Mpiasa Mpifindra Monina
Mamoritra ireo mpikambana anaty sendikà tafiditra ao anatin'ny fikarakarana ny mpiasa mpifindra monina ao amin'ny firenena ireo tompon'andraikitra amin'ny fampiharana ny lalàna any Libanona ary mahatsapa ny tenany no voaporitra sy tsy manana safidy firy ireo mpiasa mafana fo.
Mitarika Ireo Mpisera Haneho Fankasitrahana Ho An'ny Mpiasa Vahiny Ny Praiminisitra Ao Singapaoro
Manindry ireo mpanara-maso ao an-toerana fa mbola tsy misy ao amin'ilay tanàndehibe Aziatika manankarena ny tena politika hiarovana ny zon'ny mpiasa mpifindra monina.
Asongadin'ny Fanafihana ny ONG Iray Miady Ho An'ny Zon'ny Mpiasan'ny Orinasa Makedoniana Mpanao Lamba Ny Loza Mananontanona ny Fiarahamonina Sivily
Ny fanafihana ny tranon'ny ONG iray izay manohana ny zon'ireo piasa amin'ny orinasan-damba, dia nampihena ny ezaka hanatsarana ny fepetra mahatsiravin'ny asa any amin'ireo orinasan-damba any Makedonia.