Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2019

Tantara mikasika ny Sendikà tamin'ny Septambra, 2019

Mpivarotra lamba ‘kanga’ mampiavaka an'i Zanzibar nandritra ny 30 taona nasaina niala eny amoron'ny arabe

Nolazaina ireo mpivarotra Kanga ao Stone Town, Zanzibar, fa "fandraharahana tsy nahazo alalana, tsy ara-dalàna" ny toeram-pivarotan'izy ireo eny amoron-dalana satria manelingelina ny fidirana sy ny hankaton'i Stone Town ary mampihena ny lanjany ihany koa, ka nasaina niala tao izy ireo.

Andro iray amin'ny fiainan'ny mpioty laingom-bararata iray

Andao hofantarina i Ko Pho La, mpioty tsimoka bararata miaina ao an-tanànakelin'i Kyee Bin ao amin'ny faritra Irrawaddy.