Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2016

Tantara mikasika ny Sendikà tamin'ny Oktobra, 2016

27 Oktobra 2016

Madagasikara: Tsy Mbola Tara Izao Hianarana Aterineto

Nizara ny traikefany momba ny fanabeazana ireo zokiolona amin'ny Aterineto i Rijaniaina ,bilaogera monina eto Madagasikara, mpamolavola tetikasa sy fampiasa amin'ny solosaina izay maniry ny hanetsika izao tontolo izao avy amin'ny bilaoginy gasikara.mondoblog.org . Raisiko indray ny penina mba hanoratako ilay lahatsoratra izay manana endrika fampianaran-tena amin'ny solosaina "ho an'ireo...

18 Oktobra 2016

Tsiaro An’ i Biljana Garvanlieva, Makedoniana Mpamokatra Sarimihetsika Nanome Fitenenana Ho An'Ireo  Vehivavy Voahilikilika

"Ny handrava ny fiheverana ny vehivavy misy eto Makedonia no antony manosika ahy amin'ny maha-mpanoratra fanadihadiana ahy "

06 Oktobra 2016

Manohy Ny Fitokonana ‘Alatsinainy Mainty’ Ireo Vehivavy ao Pôlônina Manohitra Ny Volavolan-dalàna Fandraràna Ny Fanalan-jaza

Manao fihetsiketsehina aho androany satria tsy afaka hanaiky ny tolo-kevitra vaovao momba ny lalànan'ny fanalan-jaza ao Polonina. Raha miroso amin'izany ry zareo dia hanimba ny vatana, ny saina ary ny fanahin'ny vehivavy.

04 Oktobra 2016

“Alatsinainy Mainty” Fitokonana Faobe Nokarakarain'i Pôlônina Manohana Ny Fahazoa-Misafidy Manoloana ny Fandraràna Tanteraka Ny Fanalan-jaza

Tamin'ny 3 Oktobra, vehivavy Poloney maro no tsy namonjy ny asany ary nandao ny raharahany ireo vehivavy mpikarakara tokantrano .