· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Sendikà tamin'ny Janoary, 2008

Brezila: feno 24 taona ny hetsiky ny mpiasa tsy manan-tany

  26 Janoary 2008

Mankalaza ny faha-24 taona nijoroany ny 24 janoary ny vondron'ny mpiasa Breziliana tsy manan-tany (iasana). Namoaka sary fotsy sy mainty mahafinaritra i João Valente Aguiar [pt] ary manazava azy ho fihetsiketsehan'ny vondron'olona miady ho amina endrika fiaraha-monina hafa. Hetsika izay tratran'ny fampisamborana, fampijaliana, ary hatramin'ny famonoana ho faty matetika aza noho...

Ejipta: Entana Shinoa

  12 Janoary 2008

Efa fantatrao ny toekarenan’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Shina, iray amin’ny toekarena mivelatra indrindra eto ambonin’ny tany. Tsy atao mahagaga ny fahitana entana Shinoa eny an-tsena eto Ejipta noho ny fitomboan-karena Shinoa mihoatra ny 10 isanjato isantaona. Ny tena mahaliana dia ny fiankinan’ny fivarotana entan-tshinoa ivelan’ny trano fivarotany. Tsikaritry ny rehetra fa...

Ireo pejinay momba an i Sendikà

Resaka momba ny asa sy ny mpiasa na fifandaminana hafa mifandraika amin’izany