Tantara mikasika ny Japoney tamin'ny Mey, 2018
Japana : ‘Yoshiharu Habu sy ny Shogi maoderina’, tetikasam-pandikanteny ifarimbonana
Nahita masoandro tampoka teo ny tetikasa fandikan-teny fanaovan-tsoa iray mba handikana ho amin'ny teny anglisy ny sanganasan'i Mochio Umeda, mitondra ny lohateny hoe “Mijery ny Shogi-n'i Silicon Valley - Habu Yoshiharu sy ny Vanim-potoana maoderina” (シリコンバレーから将棋を観る-羽生善治と現代). Tsy ampy herinandro ny namitana azy iray manontolo.
Japana : Iza no inoana mikasika ny balafomanga Koreana Tavaratra?
Ny Alahady 5 Aprily 2009, nandefa balafomanga mahataka-davitra Taepodong-2 izay niampita an'i Japana talohan'ny nianjerany tany amin'ny Ranomasimbe Pasifika i Korea Avaratra.
Japana : Ahoana ny fahitana ny Tranonkala Japoney (2)
Manasongadina ny sasany amin'ireo adihevitra ao amin'ny tontolon'ny bilaogy sy ny tontolon'ny Twitter ny Fizarana faharoa sy ny fizarana fahatelo amin'ity lahatsoratra ity taorian'ny antsafa nampiadihevitra "Mandiso fanantenana ny habaka Japoney": Antsafa niarahana tamin' Atoa Mochio Umeda".
Japana: Ahoana ny fahitana ny tranonkala Japoney (Fizarana fahatelo)
Ho ohatra amin'ireo tranonkala japoney izay tsy "mandiso fanantenana" mihitsy, bilaogera marobe no niresaka ny fahombiazan'ny tranonkala fizarana lahatsary Nico Nico Douga. Bilaogera Dan Kog niresaka momba ny tranonkalan'ny sakafo Cook Pad (izay nampahafantarina ny daholobe herinandro vitsivitsy lasa izay) sy ny Yahoo! Japana toy ny ohatra kintana.
Manao ny Andranomafanan'i Japana ho sakaizan'ny vondrom-piarahamonina LGBT kokoa
"Ity no fotoana voalohany nidirako tamin'ny fandroana iraisana nandritra ny 13 taona, nahafaly ahy tanteraka izany!"
Bokotra fampitandreman'ny tovovavy mpianatry ny lisea amin'izay mety mpitsapatsapa vatam-behivavy anaty fiaran-dalamby: Tsy hanaiky moramora aho!
"Tianay hitsahatra ny hevitra manao hoe "nanao zavatra hanintonana ny chikan ianao!"
Misioka momba ireo fomban-drazana miavaka ao Japana
Lohan-trondro, sahona mitsambikina sy fosa ara-panambadiana: kaonty Twitter iray mitantara ireo fomba nentim-paharazana, vakoka ao Japana
Japana: Ny Ady Atrehan'Ireo Mitondra Ny Otrikaretina VHC
Tsy zava-baovao ao Japàna intsony ny tantaran'ireo fanomezana rà maloto. Ny taona 1980, marary maro nanaraka fitsaboana mikasika ny tsy fahampian-drà no nahazo ny otrikaretina VIH vokatry ny rà maloto nampidirina taminy, nohon'ny tsy fahampian'ny fanarahamaso avy amin'ny governemanta sy ireo Orinasa fivarotampanafody mahakasika ny fanapahankevitra tany aloha noraisin'ny FDA hanaisotra ny fankatoavany ireo vokatra.