Tantara mikasika ny Japoney tamin'ny Oktobra, 2016
Avy ao Shina, Indonezia, Timor Leste, Fantaro Ny Hip Hop Aziatika
Fotoana izao hanavaozana ireo lisitry ny hira fihainonao.
Tonga Any Etazonia Ny Sary Sokitra Tahaka Ny Tena Izy Vita Amin'ny Taratasy Ataon'ilay Artista Japoney
"Angamba mety ho maneho ny tenantsika sy ny fiainantsika, amin'ny ambaratonga maro ny biby sary sokitra nataoko avy amin'ny fanangonana gazety"
Tena Nihevitra Ny Japoney Sasany Fa Ho Azon’ I Haruki Murakami Ihany Ny Loka Nobel Amin'ity Indray Mitoraka Ity
Manombana mialoha ny fahazoan'ilay Japoney mpanoratra tantara Haruki Murakami ny Loka Nobel ho an'ny Literatiora isan-taona ny vahoaka Japoney. Ary diso fanantenana izy ireo isan-taona.
Nahoana Ny Efitra Fandroan'ny Japoney No Tsara Indrindra, Sy Lahatsary Hafa
Ankizy no nanatontosa ity bilaogin-dahatsary ity ary manazava ny hoe tahaka ny ahoana ny fiainana ao Japana.