Japana: Ahoana ny fahitana ny tranonkala Japoney (Fizarana fahatelo)
(Marihana fa efa tamin'ny volana Jolay taona 2009 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Tohin'ny Fizarana faharoa.
Ho ohatra amin'ireo tranonkala japoney izay tsy “mandiso fanantenana” mihitsy, bilaogera marobe no niresaka ny fahombiazan'ny tranonkala fizarana lahatsary Nico Nico Douga. Bilaogera Dan Kog niresaka momba ny tranonkalan'ny sakafo Cook Pad (izay nampahafantarina ny daholobe herinandro vitsivitsy lasa izay) sy ny Yahoo! Japana ho ohatra mipendrapendrana.
Inona àry no manaraka?
Romeo ao amin'ny OpenMediaLaboratory tsy nahita fahadisoanaamin'ny tondro ankehitriny:
私はWebの世界はもっと「愚衆化」が進めばいいと思っている。サブカルチャーの部分がどんどん進めばいい。新たな文化は結局サブカルチャーであったり、アンダーグラウンドな世界からしか生まれない。徹底的に愚衆化が進めば、そこから新たな何かが生まれるだろう。
その過程として、日本のWebが「残念」な状況になるなら全く問題ないと思うのは私だけだろうか。もっともっと愚衆化が進んで残念な状況になれば、そこから自浄作用も生まれてくるだろうし、新しいメディアの形が見えてくるのではないか。
Heveriko fa tokony ho betsaka ny ‘fahadalan'ny vahoaka’ avy amin'ny tranonkala. Tokony hanjaka kokoa ny zana-kolontsaina. Ny kolontsaina vaovao dia teraka avy amin'ny zana-kolontsaina sy ny kolontsaina ambanin'ny tany. Zava-baovao no hivoaka amin'ny fahadalana ankapobeny.
Izaho irery ve no mihevitra fa tsy misy zava-diso raha ‘mandiso fanantenana’ ny tranonkala Japoney amin'izao fotoana izao? Amin'ny tsy fahafantarana sy ny fahadisoam-panantenana bebe kokoa, hanao ny asa fanadiovan-tena ny tranonkala ary hanaisotra zavatra ho azy. Vokatr'izany dia hisy haino aman-jery hipoitra amin'ny endriny vaovao.
Ichiru ao amin'ny Kotori Piyopiyo manamarika fa matanjaka be ao amin'ny tranonkala Anglisy koa ny zana-kolontsaina ary ny fahasamihafana dia ny maha-“olona ambony azy ireo” sy maha-“matihanina azy ireo” no ahazotoany mampiasa ny servisin-tranonkala, ary koa mampiasa vola amin'ny tranonkala, mametraka doka ary mifandray amin'ny alalan'ny bilaogy sy ny tolotra ara-tsosialy”. Manontany tena izy hoe ny tsy fahampian'ny ezaky ny sangany japoney ve no mahatonga ny “fahadisoam-panantenana” ary nanolo-kevitra hoe:
だから……ここは梅田さんがひと肌脱いで、日本の「最先端・最高峰な一流の人」たち、ハイブロウでエスタブリッシュメントな人たちを、ネットの世界に引きずり込んで、日本のネットをより高尚にするというプロジェクトを開始してみてはいかがでしょうか?
[…]
なんでもいいのですが、今の梅田さんの立ち位置だったら、今までネットには及び腰だった人たちを、ネットに向けさせることが可能だと思います。そういう意味で、梅田さんには期待しています。または梅田さん自身が動けないのであれば、同じような残念感を共有する他のどなたかか。
[…]
Mety hiresaka ny zavadrehetra ny tetikasa saingy amin'ny toerana ijoroan'Atoa Umeda amin'izao fotoana izao, mieritreritra aho fa azony atao ny manova ny sain'ireo olona mihisitrisitra handray anjara amin'ny aterineto. Amin'io lafiny io, manana fanantenana lehibe ho an'Atoa Umeda aho. Raha ny marina, dia azon'reo izay mizara ny fahatsapany fahadisoam-panantenana atomboka izany, tsy afaka manao zavatra irery izy.
Hita miharihary fa heverina ho toy ny vahiny i Umeda, araka ny fanazavana tao amin'ny lahatsoratr'i Motohiko Tokuriki rehefa nanamafy ny fanapahan-keviny hampivelatra ny ampahany amin'ny tranonkala izy.
米国のインターネットの最新事情や方向性は教えてもらえるとしても、
- それが日本にとってどういう意味があるのか、
- 日本のインターネットはどういう風になるべきなのか、
- 日本のインターネットのどこが世界のインターネットにも役に立ちうるのか
ということを考えるのは、やっぱり日本のインターネットで生きていくことを決めて、日本で生きている私たちの役目であり、義務ですよね。
Azontsika atao ny manohy mianatra momba ny fitantanana ny aterineto any Etazonia avy amin'Atoa Umeda, saingy mihevitra ny hoe
- Inona no dikan'izany ho an'i Japana
- Ny tari-dalana tokony horaisin'ny tranonkala Japoney
- Ahoana ny ahafahana mampiasa ny tranonkala Japoney ho an'izao tontolo izao
Andraikitsika sy asantsika izany, toy ny olona nisafidy hiaina any Japana sy ny tranonkalany.
Nanaiky ny antsafa ho fanamby avy amin'i Umeda sy Yuka Okada mpanao gazety izy, ary manomana hetsika ankehitriny, izay nantsoina vonjimaika hoe ‘Web Innovation Summit’ mba ahafahan'ny olona mampahafantatra tolotra sy fitaovana aterineto izay hampiroborobo ny tranonkala Japoney.
もし、今回の「日本のWebは「残念」」という記事タイトルに、怒りを感じたり、悲しさを感じたり、悔しさを感じるのであれば。?そうじゃないことを証明し、胸を張って日本のネットの面白さを自分たちや世界にアピールするにはどうすれば良いか、日本のネットを使い、形作っている私たち自身が行動して証明するしかないんだろうな、と。
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...