Tantara mikasika ny Japoney tamin'ny Oktobra, 2017
‘Rivo-doza Mahery’ Mandrahona An'i Japana, sy ny Fifidianana Japoney
"Rivo-doza mahery"--mitovy amin'ny tafiodrivotra (hurricane) sokajy 5- no mandrahona an'i Japana sy ny fifidianana ankapobeny ao amin'ny firenena.
Mampihetsi-po Na Tsy Misy Dikany, Tononkalon'ireo Ray Amandreny Lasa Miparitaka Be Ao Japàna.
"Na toy inona na toy inona havizanako, mitsiky amiko ianao. Avy eo kasihinao ireo voloko toy ny hanambitamby ahy sady mandonaka azy amin'ny ranombary"
Namelona Ny Fifandirana Taloha Nisy Teo Amin'ny Roa Tonta Ny Fanesorana An'i Japana Tanatin'ny Sarintanin'ny Lalao Olaimpikan'i Korea Atsimo
Nanazava ny fanadinoina an'i Japana tao anatin'ny sarintany ny komity mpikarakara ny Lalao Ririnina Olaimpika Pyeongchang 2018 fa "fahadisoana ara-teknika" fotsiny no antony.
Ireo Fomba Fanahazan-damba Isankarazany Ao Japana
Mahafinaritra ny olona sasany ny manaha lamba ao Japana, raha ny hafa kosa toa tsy mivaky loha momba ny fomba fanahazan-damba .
Sorakaliana no Nahazoan'i Aoyagi Bisen Tao Japana Mpanjohy Tao Amin'ny Media Sosialy
Nanjary nalaza be ny lahatsarin'i Aoyagi Bisen iray tamin'ny volana Septambra tamin'ny nanoratany ny iray amin'ireo tarehin-tsoratra sarotra indrindra .
Mitondra Ny Kolontsaina Japoney Momba Ny Hatsikana Ho An'Ireo Mpihaino Amin'ny Fiteny Anglisy i Katsura Sunshine
Izy irery no hany tokana matihanina amin'ny rakugo ary tsy Japoney eran'izao tontolo izao voafidy ofisialy, ,
Sakana Amin'ny Fanomanana Ny Lalao Paralaimpika Any Japana Amin'ny 2020 Ny Fanatrarana Fidirana Tsy Misy Sakana
Satria telo taona monja sisa no ananana mandra-pahatongan'ny lalao Paralaimpika any Tokyo amin'ny 2020, dia tsy maintsy miasa malaky ny governemanta Japoney mba hahatonga ny lalao ho tena tsy misy sakana.