Tantara mikasika ny Japoney tamin'ny Novambra, 2010
Japana: Manamasina ny finamananareo aho
Ho an'ireo izay mijery manokana ny sokajin'olona ara-sosialy, nisy iray vaovao indray noforonina: ny ‘mpivady mpinamana’. Ny teny tomo-fuhfu (ara-bakiteny ny tomo midika hoe ‘mpifanila na namana’ ary ny fuhfu ‘mpivady’) no teny vaovao noforonin'ny mpanoratra Megumi Ushikubo mba hanondroana ireo olon-droa izay niaina tamin'ny toerana roa nifanalavitra ary tsy...