Tantara mikasika ny Japoney tamin'ny Aogositra, 2017
Ilay Lalàna Japoney Miady Amin'ny Fihokoana, Mahatonga Resabe, Nolanian'ny Antenimiera
"Mety hihitatra ka hisy fiantraikany amin'ireo olom-pirenena tsotra ilay lalàna izay natao hiadiana amin'ireo heloka nomanina".
Japana: Ny Zotra Haingam-pandeha ao Yamanote
Tany am-piandohan'ity herinandro ity, mpiasa handeha hiasa miisa 20.000 teo ho eo tao Tokyo no voatery niandry 20 minitra rehefa nisy vehivavy iray 40 taona nanomboka nihazakazaka rehefa avy nitsambikina teo amin'ny lalambin'ny Zotra Yamanote [ja], iray amin'ireo lalamby be mpampiasa indrindra ao an-tanàndehibe.
Mihetsika Amin'ny Fanairana Fanafihan'ny Vitsika Mena Misy Poizina I Japana
Tsy mbola nahitana vitsika mena mihitsy tao Japana teo aloha.
Japana: Manana Ny Antom-pisiany Ireny Filaharana Tsy Misy Fiafarany Ireny
Na toy ny ahoana ny maripàna sy ny harerahana, vonona ny hilahatra ireo vahoaka Japoney mba hahazoany ny zavatra tadiaviny. Tsy misy olona tia milahatra fa izay tonga aloha anefa no voakarakara aloha.
Mpanao Politika Japoney Manery ny Talen-tsekoly Amin'ny Boky Fianarana Tantara Manazava ny ‘Vehivavy Fiononana’
Tamin'ny Zoma 4 Aogositra 2017, nanjaka tao amin'ny Twitter Japoney ny lohahevitra momba ny boky fianarana tantara. Nalaza vetivety tao amin'ny Twitter ny andian-teny hoe "nahoana no nosafidiana ity boky ity"(教科書なぜ採択)
Fangatahana mba ‘Hieritreretana Izao Tontolo Izao Amin'ny Fomba Hafa’ Iray Taona Taorian'ilay Famonoana Faobe Tao Amin'ny Trano Fiahiana Japoney
Manasongadina ny fomba namalian'ny mponina ao aminà trano fiahiana ireo olona manana fahasembanana an'ilay famonoana faobe lehibe indrindra tao Japana taorian'ny Ady Lehibe II ity lahatsary ity.