Tantara mikasika ny Japoney tamin'ny Septambra, 2018
Japana: Ny Olana Naterak'Ireo Tamby Fandrisihana Omena ‘Maimaimpoana’
Rehefa dinihina ireo valisoa nomen'ny governemanta Japoney dia tena midika fa ny anao ihany no hanajàny anao.
Ahitan-javatra mihitsy ny milina mpivarotra ao Japan—pizza sy tampontsatroka indray no malaza tamin'ity indray mitoraka ity
Efa misy milina iray mpivarotra isaky ny olona 23 any Japan fa dia mbola talanjona hatrany ry zareo.
Japàna : Fananahana, Miralenta ary Fanonerana
Zavapady ao Japàna ny raharaha mifandray amin'ny maha-ianao anao ara-pananahana na ny mifamatotra amin'ny miralenta ary mbola mijanona hatrany ho tsiambaratelo