Tantara mikasika ny Japoney tamin'ny Jona, 2017
Andro Fahatsiarovana ny Tarika Beatles, Manamarika ny Fitsidihana Voalohany Nataony Tany Japàna
Heverina toy ny fihodinana ao amin'ny kolontsaina Japoney taorian'ny ady ny fitsidihan'ny Beatles tany Japàna tamin'ny 1966.
Andron'ny Zavamamy Japoney, Midika Fa Feno Sarinà ‘Wagashi’ Mampiraraka Ivy ao Amin'ny Twitter
Nahafantatra ve ianareo hoe nohajain'i Japàna hatrany ny "andron'ny zavamamy nentindrazany" rehefa 16 Jona, ary efa nandritry ny an'arivo taona maro izany?
Jona sy Jolay, Manamarika ny Tsingerintaonan'ny Fandrotehan'ny Ady Ireo Tanàna tao Japàna
Daroka baomba tsy niato hikendrena an'ireo tanàna ao Japàna ho fandravàna tanteraka sy manontolo tamin'ny Jona sy Jolay 1945
An'arivony ireo Hazomirary Sokitry Ny Japoney Iray no Lasa Hita Aty Anaty Aterineto
Mampiseho rakitahirin-tsary hazomirary marobe ny Tranombokin'ny Kaongresy, ahitàna ireo mpiantsehatra, vehivavy, faravodilanitra, toerana avy amin'ny literatiora Japoney, fiainana andavanandro ao Japàna, ary fomba fijerin'ireo Tandrefana ao Japàna.