Tantara mikasika ny Sodàna Atsimo tamin'ny Janoary, 2014

Ireo Zavatra itiavako An'i Sodana Atsimo

  26 Janoary 2014

Naka ny Twitter mba hizaràna ny fitiavany ny fireneny amin'ny fampiasàny ny tenifototra #ThingILoveaboutSouthSudan ry zareo Sodane Tatsimo sy ny sakaizany. Tanaty ady i Sodana Atsimo hatramin'ny 16 Desambra 2013 taorian'ny andrana fanonganam-panjakana